Teny iditra | ny anay | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra ananana: Itỳ trano itỳ an-dRanaivo, itsy kosa ny anay. [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le nôtre, la nôtre, les nôtres [1.3, 1.5] | |
Fanazavàna teny italianina | Il nostro [1.18] | |
Mpanahaka | anay | |
Fivaditsoratra | aniany, inaina, iniana, nainay, ny anay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/08/26 |
![]() |