|
|
|
|

Teny iditra1  ny be sy ny maro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  [3.1] la foule, tout le monde, tous les gens
Ohatra  4  [2.270#12] Ary namalian' ny be sy ny maro hoe: - Izany!
5  [2.649#131] ny be sy ny maro kosa niditra avy eo amin' ny varavarana atsimo
6  [2.996] Avelan' ny rahona hilatsaka izy sy hirotsaka amin' ny be sy ny maro
7  [2.588] Ka dia an' ny be sy ny maro ny mieritreritra na handroso na hihemotra
8  [1.302] Ny tongotra anefa aza mila kiraro, ka ho aiza raha hiala amin' ny be sy ny maro?
9  [1.353] Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona
10  [2.285#110] Sampona sendra maningana ity, sa tena santionan' ny toetry ny be sy ny maro?
11  [2.298#106] Fa tsy handà izay marin'ny be sy ny maro io tsy akory, fa fanovan'ny Ombalahibemaso!
Singan-teny  12  be, maro
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07