Teny iditra | Ny Fitenin-drazana | |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | |
Fanazavàna teny malagasy | Misy ohabolana maro ao, tranainy sy vaovao, fa ny ohabolana tokoa moa no ain-dehiben' ny fitenin-drazana. [2.299] | |
Mpanoratra | Rasamuel Maurice | |
Fanonta printy | 1948. Ny Antsiva. Haavony: 23cm. Takila: 34. Boky: 1. | |
Teny fotony | fiteny, razana | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
![]() |