|
|
|
|

Teny iditra 1  fiteny
Fototeny  2 teny
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy.
7 Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany
8 Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany
9 Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby
10 Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 a language
12 the customary way of speaking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 manière de parler [1.3#696, 1.8]
14 le language
15 ce qu'on peut défendre [1.3#696]
16 une langue [1.8]
Ohatra  17  Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity; [2.470#160]
18  Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471#54]
Voambolana  19  Haiteny
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe fiteny
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21