Teny iditra | ny hendry ihany no anarina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io satria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry) [1.1] | |
Singan-teny | hendry ; ihany ; anarina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/28 |
![]() |