Teny iditra | ny tola-miadidy ny varavara-miandraikitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Samy manana ny adidy aman' andraikitra tandrify azy avy [1.1] | |
Teny fotony | tolana, miadidy, varavara-miandraikitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/15 |
![]() |