|
|
|
|

Teny iditra1  olo-marina
Singan-teny  2  olona, marina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  olona tsara toetra, indrindra eo amin' ny fanaovana ny marina sy ny hitsiny [1.1]
Ohatra  5  Voahirana, hoy i Dolfa, mifona aminao aho, hay olomarina i Fandrava, ary rainao izy [2.895]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny olo-marina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15