|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  olombelona
Singan-teny  2  olona, velona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra
5  Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a mortal man; mankind [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  homme mortel; l'humanité en général [1.8]
8  être humain [1.5#371]
Ohatra  9  Koa mba avoty aho re Rafosafa maty, hoy ny olombelona. [1.508#]
10  Mampieritreritra tokoa ny fahaizan' ity olombelona ity! [2.332#]
Kamban-teny 
Lohateny  17  Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations)
18  Ny diantsika olombelona (Doriguzzi A.)
19  Olombelona : essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar. (Dubois Robert)
20  Zon' ny Olombelona : Fanambarana itambaram-be sy Dina afrikanina (Foi et Justice)
Lahatsoratra  21  Randzavola: olombelona ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)22  Olombelona
Zana-dohateny  23  essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar.
Singan-teny  24  olombelona
Sokajin-teny  25  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  26  Dubois Robert
Mpanonta printy  27  L'Harmattan, 1978. Takila: 157

Fivaditsoratra  28  Olombelona, olombelona

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05