Teny iditra olon-dratsy
Singan-teny olona ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo olona tsy menatra, tsy mitana ny marina ary mety hahafaty ny aina, toy ny mpamosavy, mpangalatra... Ilazana ny olona 1) lozabe, masiaka; 2) mpangalatra, tsy manjary, tsinontsinona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sujet méchant [1.3]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14