Teny iditra olon-javatra
Singan-teny olona ; zavatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona manana tsindrimandry sy mahafantapantatra ny miafina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Changeant, irritable, lunatique; un sujet que les esprits inspirent et font prophétiser [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24