Teny iditra | 1 olon-kova |
Singan-teny | 2 olona, hova |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza olona tsotsotra, tsy mandà izay omena sy ampanaovina azy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 good-natured, kind, mild. See olom-be. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 bonasse, qui prend tout en bonne part [1.3] |
Tovy hevitra | 7 olon-kova be |
Fivaditsoratra | 8 olon-kova, volokano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |