Teny iditra olon-kova be (olon, hova, be)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsotsotra, tsy mandà izay omena sy ampanaovina azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Good-natured, kind, mild. See olom-be. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ olon-kovabe ] Bonasse, qui prend tout en bonne part [1.3]
Tovy hevitra olon-kova

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31