| Teny iditra | 1 ombivavy |
| Singan-teny | 2 omby, 3 vavy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
6 vache
[1.13] |
| Ohatra |
7 Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy.
[2.470#7]
8 Ahitana tombon-tsoa ny fiompiana ombivavy be ronono. [2.117#41] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|