Teny iditra | omby mifahy | |
Singan-teny | omby ; mifahy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Omby hatavezina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A fattened ox. [1.2] | |
Ohatra | Ny zanak'omby mifahy aterinareo ho fanati-pihavanana dia tsy hojereko akory.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |