|
|
|
|

Teny iditra1  ondam-body
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] akalam-bory, seza bory: Laha mijaka ñy momba anahy sy anao io ondam-body nipetrahantsiana io dia asa mandy (raha niteny ny momba ahy sy anao io akalam-bory nitoerantsika io dia asa fotsiny)
4  [1.1] ondan-tseza fipetrahana
5  [1.1] [Taimoro] [ondambody] Ondana atao hipetrahan' ny olona nasaina
Singan-teny  6  ondana, vody

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07