Teny iditra (1/2) | 1 ora- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe orana |
Ohatra |
3 Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija [2.415] 4 Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra [2.415] |
Teny iditra (2/2) | 5 ora |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina 8 [1.13] Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] An hour |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.13] Heure |
Ohatra |
11 Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza. [2.324] 12 Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470] |
Voambolana |
13 Fotoana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny ora io |
Lahatsoratra |
19 Randzavola: ora ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 20 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |