|
|
|
|

Teny iditra1  oram-baratra
Singan-teny  2  orana, varatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] orana be fiavy arahin-kotroka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] rain accompanied with thunder and lightning
Ohatra  6  Avy tampoka ny orambaratra tamin' izay ka nisy vitsivitsy matin' ny varatra. [2.508#]
Voambolana  7  Haitoetrandro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07