|
|
|
|

Teny iditra1  oran-kerinandro
Singan-teny  2  orana, herinandro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] orana maharitra mandritra ny hafitoana, izay fahita indrindra eo amin' ny volana Fevrie na Marsa
Tovy hevitra  5  laifito, oran-kafitoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10