Teny iditra | 1 orimbato |
Singan-teny | 2 orina, vato |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 vato atsangana ho fahatsiarovana 5 vatolahy [Taisaka] [1.78] 6 Vato naorina ho toy ny fanamarinana ny fahavitan-javatra iray inhibe toy ny fifanekena, fifampivarotana...; izay mivadikany fanekena aty aoriana dia antsoina hoe "nitsoaka orimbato" 7 Vola nomena ny fokonolona ka napetraka tao amin' ny tahirim-bolan' ny fokonolona raha nisy raharaha lehibe natao teo anoloan' ny fokonolona, toy ny fananganan-jaza, fanarian-jaza, sns..., ka io vola io no heverina ho fanamarinana ny nahavitan' ny raharaha, izay nolazaina fa "vita orimbato" [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 a mark, a token, an obelisk, a memorial of any settlement or agreement, proof, a stone of witness; lit. stone setting up. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 pierre qu'on érige pour rappeler un évènement, et surtout pour confirmer une concession, une convention, une délimitation de terrain 10 argent qu'on donne aux témoins pour confirmer un contrat [1.3] |
Ohatra |
11 Andriananiboninolona nahazo orimbato roa tamy ny Ralambo: [2.48] |
Lohateny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny orimbato io |
Fivaditsoratra | 14 ambotrio, orimbato, taimboro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |