Teny iditra | osa tanana | |
Singan-teny | osa ; tanana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ireo izay tsy mba kinga na haingana rehefa manao zavatra, raharaha, fa miadaha sy milamina aoka izany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui travaille lentement avec ses mains [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |