Teny iditra | 1 otri-po |
Singan-teny | 2 otrika, fo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] hatezerana voatahiry ao am-po ka miteraira fankahalana; lolompo, fo lentika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] malice, malignity |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] ressentiment, vengeance |
Voambolana |
7 Ontam-po |
Tovy hevitra | 8 fo lentika, lolompo |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny otri-po io |
Fivaditsoratra | 10 otri-po, poitro, porito, toropy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |