|
|
|
|

Teny iditra1  lolompo
Singan-teny  2  lolo, fo
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  5  Fitanana am-po ny ratsy nataon' ny sasany amin' ny tena: Mitana lolompo / Manao an-dolompo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  malice, spite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  rancune [1.3]
8  rancune [1.8]
Tovy hevitra  9  fo lentika, otripo
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny lolompo io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16