Teny iditra otri-po
Singan-teny otrika ; -po
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hatezerana voatahiry ao am-po ka miteraira fankahalana; lolompo, fo lentika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Malice, malignity [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ressentiment, vengeance [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra fo lentika ~ lolompo
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05