Teny iditra | 1 Palestina |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [3.1] Palestine |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [3.1] Palestine |
Ohatra |
5 Tsara foana ny mandinika raha tena misy ilana azy marina ny tafika, na dia mibaribary aza fa tsy azo ialana izy ho an' ny firenena toa ny Repoblika demokratikan' i Kongo na i palestina, noho izy ireo samy miatrika loza mananontanona tsy mitovy nefa iaraha-mahita. [4.27#] |
Voambolana |
6 Haitoetany: firenena, foko |
Lahatsoratra |
7 Randzavola: Palestina ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 8 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |