Teny iditra panina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fijanonan' ny masinina iray noho ny fahasimbana tsy nampoizina [1.1]
 Fijanonana noho ny fahasimbana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Panne [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: panne.

Teny iditra -panina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  fanina [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31