|
|
|
|

Teny iditra 1  pataloha
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 [pataloa] Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 trousers [1.2, 1.7]
7 See saroaly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 pantalon [1.3, 1.8, 1.5]
Ohatra  9  Hay tsy pataloha iray iny anaovany iny, fa pataloha roa nataony mifanosona [2.4#57]
10  pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470#96]
Voambolana  11  Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  12 pataloa
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe pataloha

Fivaditsoratra  14 holapata, pataloha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22