|
|
|
|

Teny iditra 1  pehina
Fototeny  2 paika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika ~ Nopehiny ny lohako
9 Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto vato ireto
10 Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 see Paika [1.2]
12 to be struck as with a hammer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on frappe [1.8]
Ohatra  14  Miantoraka eny aminy ny tadin-dasely, pehina hiala eny an-dohany ny satro-boriny. [2.470#154]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  pehina, 16 pihena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21