Teny iditra | 1 pehina |
Fototeny | 2 paika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika ~ Nopehiny ny lohako 5 Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto vato ireto 6 Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 see Paika [1.2] 8 to be struck as with a hammer [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on frappe [1.8] |
Ohatra |
10 Miantoraka eny aminy ny tadin-dasely, pehina hiala eny an-dohany ny satro-boriny. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 15 ipehan, nipeha, pehina, pihena |
Nohavaozina tamin' ny 2022/02/08 |