|
|
|
|

Teny iditra1  peta-toko
Singan-teny  2  petaka, toko
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza zavatra natao antemaka, tsy dia mafy rafitra fa kongorevo, vita tsizarizary [1.1]
Tsipelina hafa  5  petaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13