|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  petsa
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy maina fa misy rano ka mando be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 wet, soaked, sloppy; fig. exceedingly corpulent. See Lona. [1.2]
Ohatra  10  Be sandry aho be sandry, hay petsa pataloa rehefa sendra ny matanjaka! [2.472#137]

Teny iditra (2/2) 11  petsa
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 [Antesaka] laoka matsiro [1.78]
Voambolana  14  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  15 pesta, petsa, 16 tsepa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20