Teny iditra | 1 poak' afo |
Singan-teny | 2 poaka, afo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny fitefoky ny kitay mamoaka roatra nony voadotran' ny afo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] bruit que fait la salive au contact du feu, du fer rouge |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |