|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  poakaty
Singan-teny  2  poaka, aty
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  creux [1.13]
5  (de poaka, adjectif : vide, creux ; et aty : l'intérieur). Nom général donné aux plantes à tige fistuleuse, creuse à l'intérieur. Voir aussi poa-taho [1.196]
Ohatra  6  poakaty sady feno rivotra izy; [1.357]
7  Mivelona amin' ny fanantenana ny olona ka na fanantenana poakaty aza dia lasa foana! [2.285]
Tovy hevitra  8  hobokaty

Teny iditra (2/2)9  poakaty
Singan-teny  10  poaka, aty
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  (du mot précédent ; allusion à la tige fistuleuse). Dialypetalum floribundum Benth. (Campanulaceae). Nom et identité déjà cités par Malzac Plante fortement toxique. Alcaloïdes non encore étudiés. La décoction est appliquée en compresses sur la tête des enfants pour détruire les poux. C'est un traitement très efficace. Mais il faut s'abstenir de le pratiquer si les enfants ont des plaies ou écorchures au cuir chevelu. [Merina] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15  apotika, atapiko, ati-pako, kapaoty, poakaty, potakay, tapiôkà

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14