Teny iditra poloney
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Polonina: olona mahery fo ny Poloney
Momba an' i Polonina, an' i Polonina na avy any Polonina: Sambany nisy Papa poloney tamin' ity taonjato ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A Pole
Polish [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Un polonais, une polonaise
Polonais, polonaise [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: polonais.
Mpanahaka  Polonina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31