Teny iditra | 1 porizenitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanomezam-boninahitra ataon' ny miaramila amin' ny mpanjaka na ny mpitondra ambony |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#492] la présentation des armes en l'honneur du souverain ou d'un gouvernement |
Ohatra |
5 dia nanao porizenitra izy [2.366] 6 Dia nataon'ny Prime Minister ny porizenitra [2.59] 7 Tamin' izay, ny Premier Ministre dia nibaiko nanao porizenitra Andriana [2.649] 8 Rahefa vita ny porizenitra, dia nanao fanazavana, momba ny hataon' ny miaramila roa tonta [2.270] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |