Teny iditra | po-tany (poka, tany) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Loza lehibe toy ny areti-mifindra mahazo ny mponina rehetra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Littéralement qui frappe la terre; calamité publique, maladie épidémique [1.3] | |
Une calamité publique, c' est un malheur qui frappe la terre [2.415] | ||
Maladie épidémique [1.54] | ||
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny iditra | -potany | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe fotaka | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |