|
|
|
|

Teny iditra1  rafotsy
Singan-teny  2  ra-, fotsy
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Teny fanajana
Fanazavàna teny malagasy  5  Teny iantsoana ny vehivavy efa zokinjokiny, efa fotsy na manomboka ho fotsy ny volony, ka ampiasaina hoenti-milaza azy, na raha miteny aminy: Vao nahazo vola Rafotsy, dia lasa ~ Aoka re, Rafotsy, hoy ireo tanora mpananihany, fa efa tofoky ny anatrao izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  an appellation of respect in addressing a woman. [1.2]
7  an elderly woman (with white hair) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  vieille femme (aux cheveux blancs) [1.8]
Ohatra  9  Nanatona azy mianaka toa olon-kafa rafotsy Rasoa ka niteny tamim-peo fenofeno hoe: [2.470]

Fivaditsoratra  10  rafotsy, ratsy fo

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27