|
|
|
|

Teny iditra1  raha alina
Singan-teny  2  raha, alina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  teny ilazana ny alin' ny andro iresahana; amin' ny alina: Mitondra fanala ny olona moka dokotera raha alina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  this evening, tonight; same as anio alina [1.2]
Tovy hevitra  6  anio alina

Fivaditsoratra  7  ahalairan, ilaharana, laharanay, Lahariana, nahalaira, raha alina

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/27