Teny iditra | 1 raha tany |
Singan-teny | 2 raha, tany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tany mihira ianao, dia homeko vola [1.1#807] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 si par hasard, supposé que, dans le cas où [1.3#499] |
Ohatra |
6 raha tany misy hotsaka, misy sahona [2.69#247] 7 Tsy maninona, raha tany manta, feno herana sy tsilo, ilay tany [2.472#150] |
Tsipelina hafa | 8 raha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27 |