|
|
|
|

Teny iditra1  raha tsy izany
Singan-teny  2  raha tsy, izany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  else [1.17.fr#35]
5  sinon: Atsaharo izany resaka izany, fa raha tsy izany handeha aho (Cessez ce discours, sinon je me retire) [1.4.fr#764]
6  sinon: Ndeha haka fiarakaretsaka, raha tsy izany dia ho tratra aoriana isika (Prenons un taxi, sinon nous serons en retard) [1.66.fr#868]

Fivaditsoratra  7  izany raha tsy ..., raha tsy izany

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20