|
|
|
|

Teny iditra 1  rahavavy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. anabavy. [1.2]
10 A woman has rahavavy and an anadahy [1.26#13]
11 The sister of a woman; cf. anabavy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 Soeur d'une soeur [1.54]
13 La soeur d'une femme; cf. anabavy [1.8]
Ohatra  14  Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [2.48#125]
Voambolana  15  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  16  anabavy, 17  anadahy, 18  rahalahy
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe rahavavy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22