| Teny iditra | 1 anabavy |
| Singan-teny | 2 anaka, 3 vavy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Ny vehivavy izay iray tam-po amin' ny lehilahy. Tsy mba mandray ny tovona "mi" sy "mpi" toy ny anadahy/rahalahy/rahavavy izy. Ny hoe anabavy/anadahy/rahalahy/rahavavy amin' ny Malagasy dia tsy mba voafetra ho ny mpiray tam-po ihany.
[1.10#A.499] 7 Vehivavy iray tampo amin' ny lehilahy iray: Namangy anay Ralay sy ny anabaviny ~ Rasoa no anaran' ny anabavin-dRabia [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 A man's sister. Used of women when men are speaking. See rahalahy
[1.2] 9 A man has rahalahy and an anabavy [1.26#13] 10 The sister of a man [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Soeur d'un frère
[1.54] 12 La soeur d'un homme [1.8] |
| Ohatra |
13 Anabavin'Andriambelo izy
[2.508#374]
14 Ataoko tenako fa vadiko, ho solon-dreny sy anabaviko. [2.928] 15 Izay taranaky ny anabavy rehetra, Iahy sy vavy, izany no Zana-behivavy. [2.245#30] 16 Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy. [2.285#191] |
| Voambolana | 17 Fifandraisana: fianakaviana |
| Mpanahaka | 18 anadahy, 19 rahalahy, 20 rahavavy |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|