|
|
|
|

Teny iditra1  raikipohy
Singan-teny  2  raikitra, fohy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanafohezana amin' ny teny fohy na hentitra ny andinindinin' ny fikajiana halavana... ohatra ny halavan' ny manodidina ny faribolana dia voalazan' ny raikipohy amin' ny teny frantsay hoe 2πR
5  [1.13] sora-pohy itadidiana zavatra
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] formule
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07