Teny iditra | 1 raiki-tampisaka |
Singan-teny | 2 raikitra, tampisaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] very thin, tuberculous |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] tuberculeux, en proie à une maladie chronique |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Tsipelina hafa | 8 raikitapisaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |