Teny iditra (1/3) | 1 rakaràka |
Fototeny | 2 rakaraka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 Toetran' ny volo tsy voahogo fa mihaha mipariaka ary toa misaritaka. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.2] |
Tovy hevitra | 11 raka |
Teny iditra (2/3) | 12 rakaraka |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Voambolana |
14 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fanazavàna teny anglisy |
15 a large species of crab. See Foza [1.2] |
Tovy hevitra | 16 raka |
Teny iditra (3/3) | 17 rakaraka |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
19 a box. (Prov.) See Vata. [Provincial]
[1.2] |
Tovy hevitra | 20 raka |
Fivaditsoratra | 21 karakara, rakaraka, rakaràka, karakara, rakaraka, rakaràka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |