|
|
|
|

Teny iditra1  rambokely (rambo)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mari-tsoratra apetraka amin' ny C eo aorian' ny zanatsoratra a, o, u, ka mampiova ny feony hitovy amin' ny s : façade, leçon, reçu [1.66.mg#134]
Fanazavàna teny anglisy  5  cedilla [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  cédille [1.66.fr#134]

Fivaditsoratra  7  rambokely, rombakely

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31