Teny iditra | 1 rambon-tsaka rambon' alika |
Singan-teny | 2 rambo, saka, alika |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415] antso ala faditra fanao tany Antsihanaka rahefa nisy rivo-doza, mba tsy hisy rambon-danitra izay masiaka indrindra noho ny ranon' Alaotra trohiny sy avoivoiny ka mandrava izay rehetra lalovany |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |