Teny iditra |
rangahibe
|
Singan-teny | rangahy ; be |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Antidahy hajaina [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | Un vieillard très âgé [1.3]
|
| Vieillard. Cf. ingahibe
[1.5]
|
Voambolana |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
rangahibe
(rangahy, be)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A word used to frighten children; lit. a big old man. [1.2]
|
|
Teny iditra |
rangahibe
|
Singan-teny | rangahy ; be |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom donné au ver-à-soie qui fait son cocon [1.3]
|
Voambolana |
|