|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ranjo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny iharana :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
Voambolana  6  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  7  Ny faritra eo anelanelan' ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny voavitsy na kibondranjo ary ny fingotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  the leg from knee to ankle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  la jambe du genou à la cheville [1.8]
Ohatra  10  Napetraka ary ambody fiakarana ary ny aotomobilina fa anjaran'ny faladia sy ny ranjo no sisa. [1.335#]
11  Nahazo hafanana vetivery teo ny lehilahy ka finaritra ery manafosafo ny ranjo sy mamolapolaka ny rantsan-tanana mafana loatra indray. [2.470#44]
Kamban-teny 
Manontolo 

Teny iditra (2/4)14  ranjo
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  17  Anaran-kazo (Dracaena reflexa) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18  a shrub, with the juice from which the Tanala colour their teeth. Dracaena reflexa, Lam. Same as tavivolalahy (Bets.), tsimitrona (Tank.), and tsihasinkasina (Antsih.) [1.2]
Tovy hevitra  19  tavivolalahy, tsimitrona, tsihasinkasina

Teny iditra (3/4)20  ranjo
Sokajin-teny  21  anarana
Sampanteny 
22  Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  23  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  24  Nom ancien des boutures en plançon ; des essences susceptibles de se bouturer facilement : on enfonce une branche dans le sol et elle fait des racines et des jeunes pousses. Sens abstrait ancien : honorer, respecter. [1.196]

Teny iditra (4/4)25  ranjo
Sokajin-teny  26  anarana
Voambolana  27  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  28  Dracaena reflexa Lam. (Asparagaceae). Espèce magique censée être l'antidote des ody mahery et notamment du fonoka ou charme soporifique ; comparer aux divers sens du mot hasina. [Betsileo, Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  30  Rajon, ranjo

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25