Teny iditra | 1 rano dikain' ny zinga |
Singan-teny | 2 rano, dikaina, zinga |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 fomba tsy manaraka ny ambaratongam-pitondrana raha misy zavatra angatahina, fa avy hatrany dia any amin' ny manam-pahefana ambony [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |