Teny iditra | rano dikain' ny zinga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba tsy manaraka ny ambaratongam-pitondrana raha misy zavatra angatahina, fa avy hatrany dia any amin' ny manam-pahefana ambony [1.1] | |
Singan-teny | rano ; dikaina ; zinga | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |